Entry | 1 barikan-doha |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
taolan-doha, karandoha 4 [1.78] [Tanala] karandoha: Niriatre ny barikan-dohan'i lekirioke ka nivoaka ny betrone (vaky ny karandohan'ny karandohan'ny lekirioka (volon'omby) ka nipotsaka ny ati-dohany) |
Vocabulary |
5 Biology |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |