|
|
|
|

Entry (1/2)1  baliaka
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  Enti-milaza ny zavatra (maso, voninkazo, vozon' akanjo, masoandro...) izay mivelatra miseho mazava tsara, kanefa raha ny maso no lazaina, dia bary no fampiasa matetika kokoa, ary raha ny vozon' akanjo dia balelaka [1.1]
4  mivelatra be [2.643]
Explanations in English  5  same as balelaka, but used also in the following combinations. Also provincial for badiaka. [1.2]
Explanations in French  6  ouvert, équarquillé, décolleté [1.3]
Examples  7  Ny masony baliaka toa mihantsy sy miteny hoe : Iza re no ho anjarako? [2.499]
8  Te haniteraka hazavana ao ambadiky ny raho-manify ny fisandratry ny masoandro baliaka. [2.470]
9  Volana baliaka no nitsena ahy avy hatrany tery amin' ny lanitra mangalihaly tsy misy rahona. [2.643]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
11  Active verbs :
12  Passive verbs :
13  Relative verbs :
14  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/2)16  baliaka
Part of speech  17  noun
Explanations in French  18  Préparation censée faire repousser les cheveux : « mampaniry volo » d'après Rakoto Ratsimamanga ; Gazety Medikaly 1re année, n°37-38 (août septembre 1976) en langue malgache. [1.196]

Updated on 2020/07/31