Entry | 1 balelaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Be vava, mivelatra ny vavany nefa marivo aty: Tsy mahalany firy ny harona balelaka Misokatra be (fiteny amin' ny vozon' akanjo, maso): Balela-bozona be ilay akanjonao maitsomaitso. / Balela-maso itỳ zaza itỳ |
Explanations in French |
4 [1.3] bien ouvert et peu profond |
Root | 5 belaka |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |
![]() |