Entry | balaza | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ilay sosona faharoa amin' ny hoditra anaty; matevina izy io ary ao anatiny no misy ireo kitapo kely mitahiry menaka izay manamandina ny hoditra sy ny volo [1.1] | ||
Vocabulary | Biology | ||
Compound words |
| ||
Updated on 2020/07/31 |