|
|
|
|

Entry1  baheza
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  hira fanao amin'ny fiandrasam-paty [Sihanaka] [1.78]
4  Hira vako-drazana fanao amin' ny fiandrasam-paty [1.1, 2.472]
Explanations in English  5  a song sung by men when attending the dead. (Prov.) [1.2]
Examples  6  Izay aho vao nahaheno baheza [2.472]
Vocabulary  7  Music: (in general)
Other spellings  8  bahaiza

Anagrams  9  baheza, bazeha, Behaza, zahabe

Updated on 2020/07/31