Entry | 1 badabada |
Root | 2 bada |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanombohana miteny voalohany 5 Tsy fahafahana miteny haingana; firaiketan-dela izay tsy mahateny avy hatrany ny tiankolazaina fa miakanakana sy miambatrambatra. [1.1] |
Explanations in English |
6 unmeaning and confused expressions, such as are made under the influence of fear or threats. [1.2] |
Explanations in French |
7 Incohérence, embrouillamini [1.3] |
Examples |
8 Nony inona, nihiakiaka tamin' ny badabada fianarany miteny I Terezy kely. [2.470] |
Derivatives |
|
Anagrams | 14 badabada, dabadaba |
Updated on 2023/01/20 |