|
|
|
|

Entry (1/8)1  ba
Part of speech  2  conjunction
Explanations in Malagasy  3  mba [Taisaka] [1.78]
4  mba: Ñ'kamo mihinañ'akida ka ba maniry 'hodiny à? (ilay kamo homan'akondro ka mba mitsiry va re ny hodiny e?) [Tanala] [1.78]
Explanations in French  5  marque l'interrogation [Taisaka] [1.82]
Tables and plates  6  All the conjunctions

Entry (2/8)7  ba
Part of speech  8  noun
Explanations in Malagasy  9  Fery, vay [Tanosy] [1.78]
Vocabulary  10  Health
Synonyms  11  bay
Proverbs  12  Proverbs containing the word ba

Entry (3/8)13  ba
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15  Ny fingadonan' ny andalan-tononkalo, izay avy amin' ny toeran' ny tsindrimpeo amin' ny andalana tsirairay avy: Misy karazany roa ny ba, dia ny ba mingadona (ohatra Làpa) ary ny ba mitsaika (ohatra Tàratra)
16  Fomba fandrefesana ny feo amin' ny mozika: Ba efatra izany mozika izany [1.1]
Explanations in English  17  bar in music [Eng. Bar.] [1.2]
18  a measure in music; time in music [1.7]
Explanations in French  19  mesure en musique [1.8]
Examples  20  Betsaka ny tanora mankafy ny Kalon'ny Fahiny: te hahafantatra sy hifehy ny ba Gasy [4.12]
Vocabulary  21  Music: (in general)
Compound words 
Proverbs  23  Proverbs containing the word ba

Entry (4/8)24  ba
Part of speech  25  noun
Explanations in Malagasy  26  [frantsay bas] Karazan-tenondamba vita tanana na mima atao amin' ny kofehy volonondry izay ampifampidipidirina manara-dalàna amin' ny vin-korise na vim-ba: Manana akanjo ba mangamanga i Koto kely / Mahay manao ba ny vadin-dRabe
27  Fonon-tongotra rehefa atao anaty kiraro [1.1]
Explanations in English  28  stockings, socks. [Fr. Bas] [1.2]
29  knitting [1.7]
Explanations in French  30  [français bas] tricot [1.8]
Vocabulary  31  Economy: clothing
Derivatives 
32  Active verbs :
33  Names :
Compound words 

Entry (5/8)36  ba
Part of speech  37  noun
Explanations in Malagasy  38  Karazan' oviala misy vodiny boribory sahala amin' ny tavolo [Sakalava] [1.1]
Explanations in English  39  a shrub [Sakalava] [1.2]
Vocabulary  40  Botany: tree

Entry (6/8)41  ba
Part of speech  42  noun
Explanations in Malagasy  43  [frantsay banc] Hazo fisaka lavalava misy tongony, natao hipetrahana
44  Dabilio [1.1]

Entry (7/8)45  ba~
Part of speech  46  prefix
Explanations in English  47  a prefix joined to many roots, a balelaka [primary root lelaka] [1.2]

Entry (8/8)48  Ba
Part of speech  49  noun (symbol)
Explanations in Malagasy  50  Singa mivaingana, faha-56 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Explanations in English  51  Barium. [3.1]
Vocabulary  52  Chemistry
Tables and plates  53  Periodic Table

Updated on 2024/09/07