Entry | 1 azera (zera) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 Adaboka, alavo, apotraka: Nazera ilay trano efa nivava fa natahorana sao handratra ny mpandalo 4 Avarina: Azerao any an-kady any ny fatin' io saka io [1.1] |
Explanations in English | 5 to be thrown or cast down. [1.7] |
Explanations in French | 6 qu'on jette à terre; avec quoi on bat [1.3#872, 1.8] |
Examples |
7 Dia azera ao anaty rano ilay olona tsaraina. [2.508] |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word azera |
Anagrams | 14 areza, azera |
Updated on 2023/01/20 |