|
|
|
|

Entry1  avondrona
Root  2  vondrona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atambatra mba hikambana ho iray: Avondrony daholo ny olona iray tanàna mba tsy hahombiazan' ny mpampisara-bazana [1.1#130]
Examples  5  avondrona eo ambany fahefan' ny fokontany ny fokonolona rehetra. [4.27#2003/12/29]
6  Ireo "lahateny miavaka" narindran'olona isan-karazany ireo, no avondrona ho tahiry, akoran-draha hotrandrahina. [2.606#23]
7  Toa azo avondrona amin' ny baiko tokana ny fepetra rehetra, na amin' ny fitsimbinana ny tena na amin' ny fitsim-binana ny namana. [2.296#43]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  avondrona, voandrano

Updated on 2020/07/31