Entry | 1 avilana (vilana) |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy | 3 Atao vilana, tsy atao mahitsy tsara fa misompirana: Aza avilana tahaka izao re ny vavanao fa maharatsy anao [1.1] |
Explanations in English | 4 to be turned aside [1.7] |
Explanations in French | 5 qu'on fait dévier [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 10 avilana, ivalana, lavania, laviana, valiana |
Updated on 2023/01/20 |