Entry | 1 atolotra |
Root | 2 tolotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Aroso omena amin' ny tanana: Atolory azy io boky io 5 Omena am-pahafoizana tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana / Natolony azy ny fony [1.1] |
Explanations in English |
6 to be presented to someone [1.7] |
Explanations in French |
7 à offrir, ce qu'on offre [1.3] 8 qu'on présente à quelqu'un [1.8] |
Examples |
9 Dia atao ny an-doha ley volatsivaky, dia atolotra ny mpandray. [2.48] 10 Na ny tanindrazana izay no misy faritra avela hilibany, na ny fahaleovantena no tsy maintsy ampandeferina eo anatrehany, na ny firaisam-pirenena no atolotra hopotehiny. [2.503] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word atolotra |
Updated on 2023/01/20 |