Entry | ato ho ato | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra nefa akaiky kokoa noho ny atsy hoatsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato [1.1] | |
Explanations in English | Somewhere near here; soon [1.7] | |
Explanations in French | Par là à côté; bientôt [1.8] | |
Updated on 2023/01/12 |