|
|
|
|

Entry1  atodintarina
Elementary words  2  atody, tarina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Fivontosan' ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin' ny taita na eo amin' ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe [1.1]
Explanations in English  5  A swelling in the groin or armpits arising from hurts or wounds in the hand or foot. [1.2#71]
Explanations in French  6  glandes à l'aine [1.3]
7  adénite, bubon [1.66]
8  bubon [1.5]
Vocabulary  9  Health

Updated on 2023/06/15