|
|
|
|

Entry1  ati-pako
Elementary words  2  atitra, fako
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Fomba fampamerenana mangingina amin' ny tompony ny vola na zavatra madinidinika hafa izay nangalarin' olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin' ny fokonolona ny olona rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin' ny anentam-pako entiny [1.1]
Explanations in English  5  [fako, sweepings.] A mode of recovering stolen property without detecting the thief; all the servants or employees are required to bring something, as a small bundle of grass, etc., and to put it in a general heap; this affords an opportunity to the thief of secretly returning the thing stolen. [1.2]

Anagrams  6  ati-pako, tapiôkà

Updated on 2023/09/21