Entry (1/4) | 1 atatra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 akotry [Betsimisaraka]
[1.78] 4 fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [Tanala] [1.78] 5 Akotry tsy voavaofy tamin' ny fitotoana azy ka mbola miharo amin' ny fotsimbary [1.1] 6 akotry [Bezanozano] [1.78] 7 fonon'ny voambary ivelany amin'ny akotry [1.13] |
Explanations in French |
8 glumelle [1.13] 9 Grains de riz que le pilonnage n'a pas décortiqué et qui sont mêlés aux grains convenablement débarassés de leurs glumes. On doit les séparer un à un du riz décortiqué. C'est l'opération appelée fanalana atatra ou fitsimponana [Merina] [1.196] 10 [Betsileo] |
Vocabulary |
11 Botany: (in general) |
Synonyms | 12 akatatra |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 14 atatra |
Part of speech | 15 noun |
Explanations in Malagasy |
16 Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin' itỳ fomba fiteny itỳ: Tsy vaky atatra: tsy mahalala menatra) 17 Tsy vaky afero, tsy valahara [1.1] |
Entry (3/4) | 18 atatra |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (4/4) | 24 atatra |
Part of speech | 25 noun |
Explanations in Malagasy |
26 Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis) [1.1] |
Explanations in French |
27 (sens général : tomber raide mort après avoir mangé avec voracité ; allusion à la toxicité des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H. Perrier (Euphorbiaceae). Voir aussi betatra. Nom de plusieurs arbres de la famille des Lauraceae. [Mahafaly]
[1.196] |
Vocabulary |
28 Botany: grass |
Scientific name |
|
Anagrams | 30 atatra, tarata |
Updated on 2023/06/15 |