|
|
|
|

Entry1  atatatata
Root  2  tatatata
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Atao mitatatata, maneno mafy toa manao hoe "tatatata, tatatata" [1.1]
5  [2.4#]
Examples  6  Misy aza akon' ny any an-trano re aty ivelany : fandraisam-peo atatatata, mpianakavy miady mifampiantsoantso, mpiasa tratra alina mbola injao manjaitra ihany na mandrafitra. [2.4#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2023/01/06