Entry | 1 atao hoe |
Elementary words | 2 atao, hoe |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 enti-milaza ny anaran' ny zavatra na olona tenenina: Dia nonina tao amin' ilay vohitra iray atao hoe Fanambinantsoa izahay [1.1] |
Explanations in English |
5 to be called (by name) [1.7] |
Explanations in French |
6 appelé, dit [1.8] |
Updated on 2023/04/03 |