Entry | 1 atanontanona |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] apetraka hijerijery eo akaikin' ny olona mihinana na miasa: Aza atanontanona eo akaikin' ny olona mihinana ny zanakao fa mitory tsy fahalalam-pomba izany |
Root | 4 tanontanona |
Morphology |
|
Anagrams | 9 atanontanona, atonantonana, notantananao |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |