Entry | aspirà | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny solietnà izay amboniny sy ny adjidà-sefo ambaniny, mitovy laharana amin' ny aspirà ihany koa amin' ny tafika an-dranomasina ambanin' ny enseigne de vaisseau kilasy faharoa sy ny maitre voalohany [1.1] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: aspirant. | |
Anagrams | aspirà , parasy |
Updated on 2020/07/31 |