|
|
|
|

Entry1  asolo
Root  2  solo
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Atao solo: Itỳ antsipika itỳ asolo ilay anao verin' ny zanako
Explanations in French  5  [1.3#623] Celui ou ce qui sert à remplacer: Inty ny boky asoloko ny anao very (Voici un livre pour remplacer le vôtre qui est perdu)
Examples  6  [2.59#200] fa ataonao tompokolahy sy tompokovavy no asolo ny anarany enti-manona azy?
7  [2.366#138] Ary rehefa manao izay hevitra tokony hahalatsaka azy ianareo, ka tsy raisiny ihany, dia soloy, kanefa aza vola madio no asolo azy.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word asolo

Anagrams  13  asolo, solao, soloa

Updated on 2025/01/21