|
|
|
|

Entry1  asisa
Root  2  sisa
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  amelana sisa, asiana sisa: Asisao ho an-jandrinao ny varinao, anaka, fa tsy misy vary intsony ao am-bilany [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Updated on 2023/01/20