|
|
|
|

Entry1  aseho (seho)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Atranga, aharihary, velarina mba ho hita [1.1]
4  Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony [1.1]
Examples  5  Samy aseho amin' ny teny izy ireo. [1.519#]
6  Ny momba Razana ihany no aseho eto. [2.245#]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Titles 
Proverbs  12  Proverbs containing the word aseho

Anagrams  13  aseho, hoesa

Updated on 2023/01/06