Entry 1/3 |
asaina
(asa)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Ranitina, rangitina, atao tonga mifilofilo: Nasain' iza re itỳ antsy itỳ no nanjary naranitra aoka izany e! [1.1]
|
Explanations in English | To be tilled, to be wrought. [1.2]
|
| To be tilled, to be worked [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on cultive; qu'on travaille [1.8]
|
Morphology |
Present : |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Past : |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Future : |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Imperative : |
asao |
|
Compound words |
|
|
Entry 2/3 |
asaina
(asa)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in Malagasy | Angantahina ho tonga amin' ny fivoriana, sakafo, lanonana...: Nasain' idadabe nisakafo tany aminy izahay tamin' ny taom-baovao Didiana, omena teny: Nasain' ny fanjakana nanao lalana ny fokonolona Tarihina, tao-mina, amporisihina: Nasainy nanaja ny mpiray monina ny zanany [1.1]
|
Explanations in English | To be invited to a feast, etc.; to be bidden, to be commanded to do something. [1.2]
|
| To be invited [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on invite [1.8]
|
Morphology |
Present : |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Past : |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Future : |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Imperative : |
asao |
|
Proverbs |
|
Entry 3/3 |
asaina
(asa)
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in English | To be sharpened, to be whetted, to be pointed. [1.2]
|
| To be sharpened [1.7]
|
Explanations in French | Qu'on aiguise [1.8]
|
Morphology |
Present : |
asaina,
asaiko,
asainao,
asainy,
asaintsika,
asainay,
asainareo,
asain',
asain-,
asaim-,
asai- |
Past : |
nasaina,
nasaiko,
nasainao,
nasainy,
nasaintsika,
nasainay,
nasainareo,
nasain',
nasain-,
nasaim-,
nasai- |
Future : |
hasaina,
hasaiko,
hasainao,
hasainy,
hasaintsika,
hasainay,
hasainareo,
hasain',
hasain-,
hasaim-,
hasai- |
Imperative : |
asao |
|
|