Entry | asaika (saika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny fitaovana izay asoka ao anaty rano: Aza tovozina ny rano fa ny siny mihitsy asaika ao anaty rano; tsy ampy toy inona dia ho feno ny sininao [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | akasia, asaika, asiaka, sakaia |
Updated on 2023/01/20 |