Entry | aroso (roso) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza zavatra omena olona ka entina eo anoloany: Arosoy amin' izao ny vary Asaina miditra, ampidirina: Arosoy ilay olona ao fa efa niandry ela loatra Entina: Naroso tamin' ny fitsarana ny adinay Afindra ho alohaloha kokoa: Naroso ny daty hanaovana fanadinana [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be pushed, to be put forward [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on pousse; qu'on présente; [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word aroso | ||||||||
Anagrams | aroso, asoro |
Updated on 2023/01/20 |