|
|
|
|

Entry1  aro riaka
Elementary words  2  aro, riaka
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  tatatra atao akaikin' ny voly na ny trano mba handehanan' ny rano mikoriana ka voaro amin' izany ilay voly na ilay trano [1.1]
Explanations in French  5  rigole ou petite digue autour de la maison pour la protéger contre l'eau [1.3]
Examples  6  Satria nisy ny aroriaka hatrany sahala amin' izany natao, dia mba vita ihany ny teo. [2.4#]
Proverbs  7  Proverbs containing the word aro riaka

Updated on 2023/06/18