Entry | 1 arikatra |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza toerana mitovy amin' ny arỳ, fa manondro mafimafy kokoa ary somary fitenin' ny ankizy indrindra: Aiza no misy ny tranonareo, ry Bozy ! -- Arikatra amoron-drano arikatra. / Nankaiza no nandositra ilay omby ? -- Arikatra |
Updated on 2024/12/10 |
![]() |