|
|
|
|

Entry1  arenina
Root  2  arina
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ajoro: Areno tsara io andry io fa mitongilana
5  Atao mitovy tantana, marintampona: Narenina aloha ny tany vao naorina ny trano
6  Asaina mipetraka mitombina tsara: Areno ny marary fa hisakafo [1.1]
Explanations in English  7  to be levelled; to be set upright [1.7]
Explanations in French  8  qu'on nivelle, qu'on redresse, qu'on met d'aplomb [1.8]
Examples  9  arenina ho tanimboly ny eo an-tenatenany. [2.117#]
10  Mbola tsy voakaonty ankehitriny ny zavatra simba tsy azo arenina eo amin' ny tontolo iainana aterak' ireo tetikasa ireo; [4.27#]
11  Heverin' ny Malagasy kosa anefa fa miavaka ihany ny vintana, dia izy azo arenina : misy tena manatona mpanandro mihitsy hanao an' izany; [2.285#]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word arenina

Updated on 2024/03/02