Entry | 1 aredona |
Root | 2 redona |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Atao miredona tsara; atao indray miaraka tsara |
Examples |
5 [2.245#] Rehefa tapahin-tenda iny ny omby, dia aredona ny hira sy dihy, ka manjary tsy ifandrenesana eo. |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |