Entry | aravona (ravona) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atao mitovy tantana: Tokony haravona ny tany alohan' ny hanorenana trano Ampitovina; zaraina mba hitovy tsy hisy kely sy lehibe: Tokony haravona daholo hono ny haren' ny olona rehetra, hoy ireo mpandinika sasany momba ny fitantanan-karenam-bahoaka [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be levelled; to be averaged [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on nivelle; qu'on aplanit; dont on fait la moyenne [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | aravona, arovana, voanara, voarana |
Updated on 2023/01/20 |