|
|
|
|

Entry1  araka afo
Elementary words  2  araka, afo
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  haingana dia haingana, miaraka amin' ny vava, miaraka amin' izay: Ataovy araka afo ny fitakiana ny trosanao fa tsy ho azonao intsony iny raha angatahanao andro [1.1]

Updated on 2023/06/05