|
|
|
|

Entry1  arahina (araka)
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  Iarahana mandeha avy eo aoriana, zohina: Narahin' ilay alika kely hatrany ambavahady izy 4  Atao, tanterahina: Araho izay torohevitra homeny anao 5  Alaina tahaka: Mahagaga ity zaza itỳ fa arahiny izay rehetra ataon-drainy 6  Tandremana: Tsy narahinao ny lalàna ka hosazina ianao 7  Takina: Ny lova tamin' i Dadanay ihany no arahinay fa tsy inona akory [1.1]
Explanations in English  8  to be followed, to be pursued, to be prosecuted; to be sued for, as debts. [1.2]9  to be followed; to be prosecuted [1.7]
Explanations in French  10  qu'on suit, qu'on poursuit [1.8]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Titles 
Proverbs  18  Proverbs containing the word arahina

Anagrams  19  arahina, hairaña, hariana, Iharaña, iharana

Updated on 2023/08/11