Entry | 1 aposaka |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Aseho rahefa avy nafenina tsy ho hitan' ny be sy ny maro: Naposany ilay porofo ka gaga daholo ny olona rehetra Ambara: Aposaho ny hevitrao famihaino izahay |
Explanations in English |
4 [1.7] to be shown; to be revealed |
Explanations in French |
5 [1.8] qu'on montre, qu'on révèle |
Root | 6 posaka |
Morphology |
|
Anagrams | 11 apasako, apasoka, aposaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |