|
|
|
|

Entry1  apololotra
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atao mipololotra, avala hivoaka be dia be: Napololotrany ny setro-tsigarany ka niala tsirairay ireo nipetraka teo akaikiny
Explanations in French  4  [1.3] à souffler
Root  5  pololotra
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2024/12/11