|
|
|
|

Entry (1/2)1  aparitaka
Root  2  paritaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Aely tsy misy kitotony amin' ny toerana maro [1.1]
Explanations in English  5  same as apariaka [1.2]
Examples  6  Izao anefa, lazaina izany, lazaina an-karihary, aparitaka. [2.472]
7  Tsy aparitaka ny fako sy ny loto fa gadrana amin' ny toe-rana iray. [2.445]
8  Raha tsorina dia izao : aleo vitsy fa tsara, ary aparitaka any amin' ny sehatra be asa tokony hatao ny zazavao. [4.27]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Synonyms  13  apariaka

Entry (2/2)14  aparitaka
Part of speech  15  noun
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
18  distributif [1.13]
Vocabulary  19  Mathematics: algebra

Updated on 2023/01/20