Entry | 1 aoriandriana |
Root | 2 aoriana |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in French |
4 [duplicatif diminutif] à une petite distance en arrière) [1.3#58] |
Examples |
5 Taty aoriandriana dia lasa voly fanondrana izy. [2.117#112] 6 Tato aoriandriana indray, dia ny Hova lahy indray no anononan'ny olona azy; [2.59#207] 7 Raha karipela mikambana izy, dia tsy mikambana amy ny voalohany, fa ato aoriandriana. [1.357#] |
Tables and plates |
8 All the adverbs |
Updated on 2023/01/20 |