Entry | 1 antsitrika |
Root | 2 sitrika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fomba filomanosana milentika any anaty rano sady misosa ao ka raha tsy elaela tsy mitranga erỳ lavidavitra [1.1] 5 lomanon' ny mahay, izay mahay misitrika ela any anaty rano [1.1#546] |
Explanations in English |
6 diving into water [1.7] |
Explanations in French |
7 action de se plonger, de s'enfoncer dans l'eau [1.3] 8 plongeon [1.8] |
Examples |
9 Tapa-kevitra aho fa hanao antsitrika ihany. [2.4] |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word antsitrika |
Anagrams | 11 antsitrika, tsikiranta |
Updated on 2023/06/07 |