Entry | 1 antsiraka |
Root | 2 tsiraka |
Part of speech | 3 adverb |
Explanations in Malagasy |
4 amoron-dranomasina: Monina any an-tsiraka efa ho telo taona mahery izy izao [1.1] |
Explanations in English |
5 in the coastal regions [1.7] |
Explanations in French |
6 dans les régions côtières [1.8] |
Examples |
7 Fantany ankehitriny ny mahatonga azy ho fifaliana, fa toy ny hitan' ny masony ny avelon' ireo nila ravin' ahitra taty antsiraka kanjo lavo teo an-tany fiadiana. [2.5#] |
Derivatives |
|
Tables and plates |
9 All the adverbs |
Updated on 2024/03/10 |