Entry | 1 antongomby |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazana diamanga sahala amin' ny antsatoka, fa izy kosa tsy mba ny ombalahintongotra no mamely fa ny faladia [1.1] |
Explanations in English |
4 [omby, an ox.] The act of jumping against an antagonist in the play of diamanga, so as to strike him with the feet. [1.2] |
Vocabulary |
5 Game |
Updated on 2024/08/17 |