Entry | antily | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | antilimbohitra [1.1] | |
Entry | antily | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Antokon-jatovolahy katolika anaty fikambanana iray manam-pitsipika mikendry ny hanampy ny namana mandrakariva amin' ny fanaovaria asa mahasoa ary mianatra ny hahay manavia manavanana (Ny mifamaly amin' ny Antily, amin' ny antokom-pinoana protesta dia atao hoe tily fotsiny) [1.1] | |
Analogs | tily | |
Anagrams | antily, Ilinta, linita, tilina |
Updated on 2020/07/31 |