|
|
|
|

Entry1  antenaina
Root  2  antena
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Inoana am-pitokiana: Antenaiko fa ho avy izy
Ampoizina: Fandresena no nantenaintsika rehetra, hoy ilay mpitari-tafika, kanjo faharesena itỳ no hita
Andrasana: Rakoto no nantenain' ny mponina kanjo Rabe no tonga
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to be hoped for
6  [1.2] to be expected
Explanations in French  7  [1.3, 1.8] qu'on espère, qu'on attend
Examples  8  [2.285] Koa dia ny adala misy antenaina kokoa noho izy.
9  [4.27] Firy ny habetsahany, voaporofo, voatombana na antenaina?
10  [2.298] antenaina fa mbola hisy ny mpamakafaka lalindalina kokoa.
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word antenaina

Anagrams  16  antenaina, atiñanañe, ientanana

Updated on 2025/01/21