Entry | 1 anoin-tsarotra |
Elementary words | 2 anoina, sarotra |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 atao amin-kasahiranana: Hanointsarotra ny fanaovana itỳ trano itỳ satria ho avy izao ny orana. (Marihina fa matoantenin' ny iharana ny anoina izay mitanisa: anoina, hanoina, nanoina ka diso bevava ara-pitsipika ny hoe manoina, izay ampiasain' ny maro amin' ny fiteny hoe manoin-tsarotra; ny tiany hampiasaina dia ny mataontenin' ny mpanao mifanandrify aminy, dia ny hoe manano sarotra) [1.1] |
Explanations in English |
5 difficult, beset with difficulties [1.7] |
Explanations in French |
6 difficile à accomplir [1.8] |
Updated on 2023/08/16 |