|
|
|
|

Entry1  ankizilahy
Elementary words  2  ankizy, lahy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] ireo zaza efa lehibebe, sakan-jaza
Explanations in English  5  [1.2] a male servant, a boy.
Explanations in French  6  [1.3] esclave (homme)
Examples  7  [2.472] Olona mifamono hoy I Befa, ankizilahy anisan' ny zokiny indrindra tao an-tsekoly.
8  [2.117] Ny kiombiomby kosa no nianaran' ny ankizilahy ny fiompiana sy famolahana omby.
Antonyms  9  ankizivavy

Updated on 2024/12/12