Entry | 1 ankinina |
Root | 2 ankina |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao miankina amin' ny..., ka amin' ny hevitra an' ohatra indrindra no ampiasana azy: Aza ankininao amiko irery io raharaha io 5 (Ampitahao: Aza aankina amin' ny rindrina ny sahafa sao maloto ny rindrina) [1.1] |
Explanations in English |
6 to be placed against, to be put against for support, to be rested upon something or somebody. [1.2] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |