|
|
|
|

Entry1  an-karanany
Root  2  ana, anaty, haranany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (any anaty haranany) Tsy mbola niseho masoandro, tsy mbola teraka: Maty an-karanany ny fikasany
Explanations in English  5  [1.7][ankaranany] as yet undisclosed; as yet unfinished, not yet hatched; not yet ready
Explanations in French  6  [1.8][ankaranany] (lit. dans la coque) projet en herbe, encore dans l' oeuf; pas encore au point
Examples  7  kolikoly any amin' ny ladoany, eo ambany fiarovan' ny mpanao politika sy ny manam-pahefana ambony, izay raharaha tena tafavoaka an-gazety vonoina ankaranany; [4.27#]

Anagrams  8  an-karanany, nanakarany, nanakirana, niankarana

Updated on 2025/01/21