Entry | 1 Anjoaty |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
Explanations in Malagasy |
3 karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka]
[1.78] |
Examples |
4 Ao koa ireo anjoaty sakalava izay mahatsiaro tena ho Sakalava kanefa tsy Sakalava fotsiny fa indrindra koa anjoaty na Onjatsy. [2.508#] |
Vocabulary |
5 History: clans, tribes |
Synonyms | 6 anjoatsy, anjoatsy |
Anagrams | 7 anjatoy, Anjoaty |
Updated on 2024/10/20 |