Entry (1/4) | 1 anjananjana |
Root | 2 anjana |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
4 Halavana, fijoro [1.1] 5 Bikana, ranjanana, tomady [2.285] |
Explanations in English |
6 well-formed, noble in mien, of an imposing appearance. [1.2] |
Explanations in French |
7 belle taille, beau port [1.3] 8 qui a une belle taille, un port agréable [1.196] |
Examples |
9 hany ka tsy fantatra izay reniny sy ny zanany izy mianaka fa samy anjananjana. [2.285#63] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 anjana |
Entry (2/4) | 12 anjananjana |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 Zavamaniry fantatra indrindra amin' ny anarany vazaha hoe quatre épingles, ampiasaina ho fisakanana ny fahamafisan' ny aty rindrin' ny aritera (Cassia alata) [1.1] |
Explanations in English |
15 a plant common in rice-grounds [Betsileo]
[1.2] |
Explanations in French |
16 Cassia alata L. (Fabaceae) [Tanala, Merina]
[1.196] |
Vocabulary |
17 Botany: medicinal plants |
Scientific name |
|
Entry (3/4) | 19 anjananjana |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 Hazo lehibe mahatratra 12-15 m ny haavony ary 0,30-0,50 m ny savaivony; fanaovan-trano noho izy mafy sady maharitra (Leptolaena multiflora) [1.1] |
Explanations in English |
22 a hard-wooded tree used in house-building. Leptolaena pauciflora, Baker. [1.2] |
Explanations in French |
23 nom d'une espèce d'arbre. [Tankarana]
[1.19] 24 appellation botanique: Leptolaena multiflora [2.612] 25 Leptolaena multiflora Thouars et Leptolaena pauciflora Baker ainsi que Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae) [Betsimisaraka, Bezanozano] [1.196] |
Vocabulary |
26 Botany |
Synonyms | 27 amaninaombilahy, sarifatra |
Analogs | 28 amaninaombilahy, sariFAtra |
Scientific name |
|
Entry (4/4) | 31 anjananjana |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in French |
33 Nom donné à de nombreux arbres et arbustes, notamment : Aeschynomene sensitiva Sw. (Fabaceae) [Betsileo]
[1.196] |
Vocabulary |
34 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 36 anjananjana, anjanjanana |
Updated on 2024/10/14 |