Entry 1/2 | an-jamba | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy [1.1] | |
Entry 2/2 | anjamba | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in English | At random. See jamba. [1.2] | |
Examples | Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa?
[2.296] | |
Anagrams | Ambanja, an-jamba |
Updated on 2023/01/12 |