|
|
|
|

Entry1  anjaka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha [Betsimisaraka] [1.78]4  Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina 5  Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1]
Explanations in English  6  a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather. [1.2#52]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
Article  10  Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly

Anagrams  11  akanja, anjaka, jakana

Updated on 2023/01/08