Entry (1/2) | 1 angola |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Hantahanta mahatonga hanao fihetsehana somary mampiraika kely ny loha, fiangotingotiana te ho tiana, angentsangentsana, angotingoty, haitraitra: Be angolangola loatra iny zanakao iny, Rasoa 4 Filatron-kira, fomba fihirana asiana toa miolana kely ny feon-kira: Be angola loatra ny fihiranareo ilay hira ka ilo tsy ho fantatra intsony ilay izy. [1.1] |
Explanations in English |
5 fancies, fanciful desires [1.7] |
Explanations in French |
6 fantaisies, caprices [1.8] |
Vocabulary |
7 Emotions |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word angola |
Entry (2/2) | 10 angola |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in French |
12 nuance [1.5#66] |
Vocabulary |
13 Linguistics |
Compound words |
|
Anagrams | 15 angola, galona |
Updated on 2023/08/11 |